- 
	                        
            
            Daniela 7:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        25 Ary hiteny zavatra hanoherana an’ilay Avo Indrindra izy,+ ka hanenjika foana an’ireo olona masin’ilay Andriamanitra Fara Tampony. Hikasa hanova fotoana sy lalàna koa izy, ary hatolotra eo am-pelatanany ireo olona masina, mandritra ny fe-potoana iray sy fe-potoana roa ary antsasaky ny fe-potoana.*+ 
 
-