FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tiako ho fantatra koa ny momba an’ireo tandroka folo+ teo amin’ny lohany, sy ilay tandroka hafa nipoitra ka nampianjera tandroka telo.+ Nanana maso io tandroka nipoitra io, dia nanana vava nirehareha be.* Ary ngeza noho ireo tandroka hafa ny fahitana azy.

  • Apokalypsy 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nomena fahefana* hirehareha sy hanevateva an’Andriamanitra ilay bibidia, sady nomena fahefana hanao izay tiany nandritra ny 42 volana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara