8 Tamin’izaho mbola nijery an’ireo tandroka ireo, dia hitako fa nisy tandroka kely iray+ hafa nipoitra teo amin’izy ireo. Dia niongotra teo anoloany ny telo tamin’ireo tandroka voalohany. Nisy maso toy ny mason’olona teo amin’ilay tandroka kely, ary nisy vava nirehareha be.+