-
Apokalypsy 14:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Avy eo aho dia nahita rahona fotsy, ary nisy hoatran’ny zanak’olona+ nipetraka teo ambonin’ilay izy. Nanao satroboninahitra volamena izy teo amin’ny lohany, ary nisy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.
-