Matio 26:64 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 64 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voalazanao. Izao anefa no lazaiko aminareo: Manomboka izao dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay Mahery+ sady ho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+ Marka 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia avy eo ho hitan’ny olona ho avy ao amin’ny rahona ny Zanak’olona,+ sady ho avy amin-kery lehibe sy voninahitra.+ Lioka 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
64 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voalazanao. Izao anefa no lazaiko aminareo: Manomboka izao dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay Mahery+ sady ho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+
26 Dia avy eo ho hitan’ny olona ho avy ao amin’ny rahona ny Zanak’olona,+ sady ho avy amin-kery lehibe sy voninahitra.+