Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+ Lioka 22:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Fa manomboka izao, dia hipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra mahery+ ny Zanak’olona.”+
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+