FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 110:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:

      “Mipetraha eto ankavanako+

      Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+

  • Matio 26:64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 64 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voalazanao. Izao anefa no lazaiko aminareo: Manomboka izao dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay Mahery+ sady ho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+

  • Marka 14:62
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Dia hoy i Jesosy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery sady ho avy miaraka amin’ny rahon’ny lanitra.”+

  • Asan’ny Apostoly 2:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty iny Jesosy iny, ary vavolombelon’izany izahay rehetra.+ 33 Koa satria nasandratra ho eo ankavanan’Andriamanitra izy+ ary nahazo ny fanahy masina nampanantenain’ny Ray,+ dia izy no nampilatsaka an’izao hitanareo sy renareo izao.

  • Asan’ny Apostoly 7:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Romanina 8:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Iza àry no hanameloka azy ireo? Tsy misy, satria i Kristy Jesosy ilay efa maty sady izy koa ilay efa natsangana tamin’ny maty sy eo ankavanan’Andriamanitra,+ ary ilay miangavy ho antsika.+

  • Kolosianina 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Raha niara-natsangana tamin’i Kristy anefa ianareo,+ dia katsaho foana ny zavatra any ambony, any amin’izay ipetrahan’i Kristy eo ankavanan’Andriamanitra.+

  • Hebreo 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara