FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 110:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:

      “Mipetraha eto ankavanako+

      Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+

  • Efesianina 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Io hery io no nananganany an’i Kristy tamin’ny maty sy nametrahany azy teo ankavanany+ any amin’ny faritry ny lanitra.

  • Kolosianina 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Raha niara-natsangana tamin’i Kristy anefa ianareo,+ dia katsaho foana ny zavatra any ambony, any amin’izay ipetrahan’i Kristy eo ankavanan’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara