30 Avy eo dia hiseho eny amin’ny lanitra ny famantarana ny Zanak’olona. Dia hikapo-tratra noho ny alahelo ny foko rehetra eto an-tany.+ Ho hitan’izy ireo ho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra ny Zanak’olona,+ sady ho avy amin-kery sy voninahitra lehibe.+