-
Daniela 2:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia lasa i Daniela nankao amin’i Arioka, ilay notendren’ny mpanjaka handringana ny olon-kendrin’i Babylona,+ ka niteny taminy hoe: “Aza misy aringana ny olon-kendrin’i Babylona. Ento any amin’ny mpanjaka aho fa holazaiko aminy ny dikan’ilay nofy.”
-