-
Daniela 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia tezitra sy romotra be ny mpanjaka, ka nanome baiko hoe haringana daholo ny olon-kendry rehetra tao Babylona.+
-
-
Daniela 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tamin’izay dia niresaka tamin’i Arioka i Daniela, sady malina sy nitandrina tsara ihany. Lehiben’ny mpiambina ny mpanjaka io Arioka io, ary efa nivoaka mba hamono ny olon-kendrin’i Babylona.
-