Daniela 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia reraka be izaho Daniela ka narary andro vitsivitsy.+ Niarina aho avy eo, ka niasa ho an’ny mpanjaka,+ nefa hoatran’ny mbola tsy tonga saina aho noho ilay zavatra hitako. Ary tsy nisy nahazo ny dikan’ilay fahitana.+
27 Dia reraka be izaho Daniela ka narary andro vitsivitsy.+ Niarina aho avy eo, ka niasa ho an’ny mpanjaka,+ nefa hoatran’ny mbola tsy tonga saina aho noho ilay zavatra hitako. Ary tsy nisy nahazo ny dikan’ilay fahitana.+