-
Daniela 2:39, 40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 “Hisy fanjakana ambany kokoa noho ny fanjakanao anefa hitsangana handimby ny anao.+ Hisy fanjakana hafa koa avy eo hitsangana, dia fanjakana fahatelo, izay varahina. Hitondra ny tany manontolo izy io.+
40 “Ny fanjakana fahefatra kosa hatanjaka toy ny vy.+ Fa manorotoro sy mamotipotika ary manamontsana ny zava-drehetra ny vy. Dia hoatr’izany koa fa hanorotoro sy hamotipotika an’ireo fanjakana rehetra ireo io fanjakana io.+
-