FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 45:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Izao no tenin’i Jehovah amin’ilay voahosotra notendreny, dia i Kyrosy,+

      Ilay notantanako tamin’ny tanany ankavanana,+

      Mba handresy firenena eo alohany,+

      Sy hanala ny fiadiana eny amin’ny* mpanjaka,

      Ary mba hanokatra ny varavarana kopa-droa eo anoloany,

      Amin’izay tsy hakatona ny vavahady:

  • Jeremia 51:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tendreo* hanafika azy, ireo firenena,

      Izany hoe ireo mpanjakan’i Media,+ ny governorany, ny solontenam-panjakana rehetra ao aminy,

      Ary ny tany rehetra anjakan’izy ireo.

      29 Hihovotrovotra sy hipararetra ny tany,

      Satria ho tanteraka ny fikasan’i Jehovah hamely an’i Babylona,

      Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’i Babylona tsy misy mponina.+

  • Daniela 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “PERESA: Nozaraina ny fanjakanao, ka homena ho an’ny Medianina sy ny Persianina.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara