Daniela 10:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Henoko niteny ilay lehilahy avy eo. Dia renoky ny torimaso aho rehefa naheno azy niteny, ka nihohoka tamin’ny tany.+ 10 Nisy tanana nikasika ahy anefa,+ ka nanarina ahy mba handohalika sady hitehina amin’ny tanako roa.
9 Henoko niteny ilay lehilahy avy eo. Dia renoky ny torimaso aho rehefa naheno azy niteny, ka nihohoka tamin’ny tany.+ 10 Nisy tanana nikasika ahy anefa,+ ka nanarina ahy mba handohalika sady hitehina amin’ny tanako roa.