Jeremia 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Natsotran’i Jehovah ny tanany avy eo, dia nokasihiny ny vavako.+ Ary hoy i Jehovah: “Efa nataoko ao am-bavanao ny teniko.+ Apokalypsy 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niankarapoka toy ny maty teo an-tongony aho, rehefa nahita azy. Dia nametraka ny tanany ankavanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra. Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+
9 Natsotran’i Jehovah ny tanany avy eo, dia nokasihiny ny vavako.+ Ary hoy i Jehovah: “Efa nataoko ao am-bavanao ny teniko.+
17 Niankarapoka toy ny maty teo an-tongony aho, rehefa nahita azy. Dia nametraka ny tanany ankavanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra. Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+