FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nanambony tena loatra ilay osilahy, kanjo raha vao natanjaka izy, dia tapaka ilay tandroka ngezabe. Dia nisy tandroka efatra nipoitra nisolo azy io. Nisongadina be ireo tandroka ireo, ary nitodika tany amin’ny rivotra efatry ny lanitra.+

  • Daniela 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa tena mahery anefa izy, dia ho rava ny fanjakany ka ho voazarazara any amin’ny vazan-tany efatra.*+ Tsy ho an’ny taranany anefa ilay izy sady tsy hitovy amin’ilay fanjakana nentiny. Hongotana mantsy ny fanjakany, ka homena olon-kafa ankoatra an’ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara