FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Mbola nijery aho taorian’izay, dia iny nisy biby hafa nitovy tamin’ny leopara.+ Nisy elatra efatra hoatran’ny ela-borona teo an-damosiny, ary efatra ny lohany.+ Nomena fahefana hitondra io biby io.

  • Daniela 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nanambony tena loatra ilay osilahy, kanjo raha vao natanjaka izy, dia tapaka ilay tandroka ngezabe. Dia nisy tandroka efatra nipoitra nisolo azy io. Nisongadina be ireo tandroka ireo, ary nitodika tany amin’ny rivotra efatry ny lanitra.+

  • Daniela 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary ilay tandroka tapaka ka nisy efatra nipoitra nisolo azy,+ dia midika hoe hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’ny fireneny, saingy tsy hitovy hery aminy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara