Salamo 139:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Na ny haizina aza tsy maizina loatra aminao,Fa mazava toy ny andro ny alina;+Aminao dia hoatran’ny hazavana ihany ny haizina.+ Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
12 Na ny haizina aza tsy maizina loatra aminao,Fa mazava toy ny andro ny alina;+Aminao dia hoatran’ny hazavana ihany ny haizina.+
13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+