Marka 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ho avy tokoa aloha i Elia, ary haveriny amin’ny laoniny ny zava-drehetra.+ Maninona anefa no voasoratra hoe tsy maintsy hijalijaly ny Zanak’olona+ ka hatao tsinontsinona?+
12 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ho avy tokoa aloha i Elia, ary haveriny amin’ny laoniny ny zava-drehetra.+ Maninona anefa no voasoratra hoe tsy maintsy hijalijaly ny Zanak’olona+ ka hatao tsinontsinona?+