FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Kankana anefa aho fa tsy olona,

      Ary ataon’ny olona tsinontsinona* sady ambanimbanin’ny vahoaka.+

       7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+

      Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe:

  • Isaia 50:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,

      Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako.

      Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+

  • Isaia 53:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+

      Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.

      Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.*

      Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+

  • Lioka 23:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nanao tsinontsinona azy+ i Heroda sy ny miaramilany. Naneso azy+ koa i Heroda, ka nampanaoviny akanjo tsara tarehy izy ary avy eo naveriny tany amin’i Pilato.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara