-
Daniela 7:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Dia tapitra ilay fitantarana. Fa izaho Daniela kosa nitebiteby be noho ny eritreritro, ka lasa hatsatra ny tarehiko.* Nataoko tao am-poko anefa ny zavatra hitako sy henoko.”
-