Daniela 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanohitra ahy 21 andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa. Fa tonga nanampy ahy i Mikaela,*+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.* Tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho nandritra an’izany fotoana izany.
13 Nanohitra ahy 21 andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa. Fa tonga nanampy ahy i Mikaela,*+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.* Tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho nandritra an’izany fotoana izany.