Daniela 5:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+ 31 Ary i Dariosy+ Medianina no nandray ny fanjakana, tamin’izy 62 taona teo ho eo. Daniela 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy,+ zanak’i Ahasoerosy, taranaky ny Medianina, izay notendrena ho mpanjaka teo amin’ny fanjakan’ny Kaldeanina,+
30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+ 31 Ary i Dariosy+ Medianina no nandray ny fanjakana, tamin’izy 62 taona teo ho eo.
9 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy,+ zanak’i Ahasoerosy, taranaky ny Medianina, izay notendrena ho mpanjaka teo amin’ny fanjakan’ny Kaldeanina,+