Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Asan’ny Apostoly 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ianareo no zanaky ny mpaminany sy zanaky ny fifanekena nifanaovan’Andriamanitra tamin’ny razambenareo,+ tamin’izy nilaza tamin’i Abrahama hoe: ‘Hahazo fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’+
18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
25 Ianareo no zanaky ny mpaminany sy zanaky ny fifanekena nifanaovan’Andriamanitra tamin’ny razambenareo,+ tamin’izy nilaza tamin’i Abrahama hoe: ‘Hahazo fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’+