-
Daniela 8:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nanambony tena ilay izy, ka na ny Andrianan’ny tafika aza nianjonanjonany. Nesorina tamin’io Andriana io koa ny fanatitra atolotra tsy tapaka, ary narodana ilay toerana masina efa nataony mafy orina.+
-