Daniela 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hisy tafika* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+ “Dia hatsangan’izy ireo ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana.+ Daniela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ary hisy 1 290 andro, manomboka amin’ny fotoana hanesorana an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana.+
31 Ary hisy tafika* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+ “Dia hatsangan’izy ireo ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana.+
11 “Ary hisy 1 290 andro, manomboka amin’ny fotoana hanesorana an’ilay fanatitra atolotra tsy tapaka,+ sy hananganana an’ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana.+