FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hisy tafika* hitsangana avy aminy. Hozimbazimbain’izy ireo ny toerana masina,+ izany hoe ny tanàna voaro mafy, ary hesoriny ny fanatitra atolotra tsy tapaka.+

      “Dia hatsangan’izy ireo ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana.+

  • Marka 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Rehefa hitanareo anefa fa mitsangana eo amin’izay tsy tokony hitsanganany ilay zava-maharikoriko mahatonga faharavana+—aoka ny mpamaky handinika tsara—, dia mila mandositra any an-tendrombohitra izay any Jodia.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara