Daniela 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanohitra ahy 21 andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa. Fa tonga nanampy ahy i Mikaela,*+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.* Tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho nandritra an’izany fotoana izany. Joda 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa rehefa nifamaly tamin’ny Devoly momba ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy na nanaratsy azy.+ Hoy mantsy izy: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”*+ Apokalypsy 12:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Nanohitra ahy 21 andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa. Fa tonga nanampy ahy i Mikaela,*+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.* Tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho nandritra an’izany fotoana izany.
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa rehefa nifamaly tamin’ny Devoly momba ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy na nanaratsy azy.+ Hoy mantsy izy: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”*+