Daniela 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ho lasa matanjaka be izy io, nefa tsy noho ny herin’ny tenany. Handravarava tsy misy hoatr’izany* izy. Hahomby izy sady ho vitany tsara izay ataony. Dia hataony mitondra faisana ny matanjaka sy ny olona masina.+
24 Ho lasa matanjaka be izy io, nefa tsy noho ny herin’ny tenany. Handravarava tsy misy hoatr’izany* izy. Hahomby izy sady ho vitany tsara izay ataony. Dia hataony mitondra faisana ny matanjaka sy ny olona masina.+