-
Daniela 8:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nankeo akaikin’ilay nijoroako àry i Gabriela. Rehefa tonga teo anefa izy, dia natahotra mafy aho ka niankohoka. Dia hoy izy: “Tsara ho fantatrao, ry zanak’olona, fa ho tanteraka amin’ny fotoanan’ny farany ilay fahitana.”+
-