FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ianao, ry mpanjaka ô, ianao no mpanjakan’ny mpanjaka, ary nomen’ilay Andriamanitry ny lanitra anao ny fanjakana+ sy ny hery sy ny tanjaka ary ny voninahitra. 38 Nomeny anao koa ny fahefana amin’ny olona, na aiza na aiza misy azy ireo, sy ny fahefana amin’ny bibidia sy ny voro-manidina, ka nataony mpanjakan’izy rehetra ianao.+ Ianao àry ilay loha volamena.+

  • Daniela 7:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Nitovy tamin’ny liona ilay biby voalohany,+ saingy nanana elatry ny voromahery.+ Dia nijery ihany aho mandra-panongotra ny elany. Ningaina niala tamin’ny tany izy, ka najoro tamin’ny tongony roa hoatran’ny olona mijoro, sady nomena fon’olombelona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara