FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 27:5-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ‘Izaho no nanao ny tany sy ny olombelona ary ny biby eny ambonin’ny tany. Tamin’ny heriko lehibe sy ny sandriko mahery no nanaovako an’izany, ka izay tiako homena azy* no omeko azy.+ 6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sady mpanompoko, ireo tany rehetra ireo. Na ny bibidia aza efa nomeko azy mba hanompo azy. 7 Hanompo azy sy ny zanany ary ny zafikeliny ny firenena rehetra, mandra-pahatongan’ny fotoana haharesy ny taniny.+ Firenena maro sy mpanjaka lehibe no hanao azy ho andevo amin’izay fotoana izay.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara