Jeremia 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Rehefa tapitra anefa ny 70 taona,+ dia hataoko ampamoaka* ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany noho ny fahadisoany’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hataoko tsy misy mponina sy ngazana mandrakizay ny tanin’ny Kaldeanina.+ Jeremia 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hataon’ny firenena maro sy mpanjaka lehibe+ lasa andevony izy ireo.+ Ary hovaliako araka izay nataony sy araka ny asan’ny tanany izy ireo.’”+ Jeremia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.
12 “‘Rehefa tapitra anefa ny 70 taona,+ dia hataoko ampamoaka* ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany noho ny fahadisoany’,+ hoy i Jehovah. ‘Ary hataoko tsy misy mponina sy ngazana mandrakizay ny tanin’ny Kaldeanina.+
14 Fa hataon’ny firenena maro sy mpanjaka lehibe+ lasa andevony izy ireo.+ Ary hovaliako araka izay nataony sy araka ny asan’ny tanany izy ireo.’”+
11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.