-
Jeremia 50:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Milahara manodidina an’i Babylona mba hanafika azy
Ianareo rehetra manomana* tsipìka.
-
-
Jeremia 50:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Aripaho daholo ny vantotr’ombilahiny.+
Aoka izy ireny hidina hovonoina!
Idiran-doza izy ireny fa tonga ny androny,
Dia ny fotoana hitsarana azy!
-
-
Daniela 5:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Dia izao avy no dikan’ireo teny ireo: MENE: Nisain’Andriamanitra ny andro naharetan’ny fanjakanao ka nofaranany.+
-
-
Daniela 5:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+
-