FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 “Hisy fanjakana ambany kokoa noho ny fanjakanao anefa hitsangana handimby ny anao.+ Hisy fanjakana hafa koa avy eo hitsangana, dia fanjakana fahatelo, izay varahina. Hitondra ny tany manontolo izy io.+

  • Daniela 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Mbola nijery aho taorian’izay, dia iny nisy biby hafa nitovy tamin’ny leopara.+ Nisy elatra efatra hoatran’ny ela-borona teo an-damosiny, ary efatra ny lohany.+ Nomena fahefana hitondra io biby io.

  • Daniela 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary mbola nijery aho, dia hitako fa nisy osilahy iray+ avy any andrefana.* Dia nitety ny tany manontolo izy io nefa tsy nitehi-tany. Ary nisy tandroka iray nisongadina be teo anelanelan’ny masony.+

  • Daniela 8:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ilay osilahy lava volo indray dia ny mpanjakan’i Gresy,+ ary ilay tandroka ngezabe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara