-
Genesisy 41:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Ary hoy i Farao tamin’ny mpanompony: “Aiza indray isika no hahita lehilahy manana ny fanahin’Andriamanitra tahaka an’io?”
-
-
Daniela 6:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary niavaka foana i Daniela raha oharina amin’ireo manam-pahefana ambony sy lehibem-paritany, satria narani-tsaina tsy nisy hoatr’izany izy.+ Dia nieritreritra ny hanandratra azy hitantana ny fanjakana manontolo ny mpanjaka.
-