FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Lasa nankaleo anao ny mpanolo-tsaina be dia be eo aminao.

      Asaivo mitsangana hamonjy anao ireny izao,

      Dia ireo mivavaka amin’ny lanitra,* izay mandinika ny kintana,+

      Ka mampahafantatra anao isaky ny tsinam-bolana

      Momba an’izay hitranga aminao.

  • Daniela 2:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia hoy i Daniela tamin’ny mpanjaka: “Tsy misy mahavita milaza an’ilay zava-miafina nanontanian’ny mpanjaka, na ny olon-kendry, na ny mpila hevitra amin’ny maty, na ny mpisorona mpanao sikidy, na ny mpanandro.+

  • Daniela 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia tonga daholo ny olon-kendrin’ny mpanjaka, nefa tsy nisy nahavita namaky an’ilay soratra na nahay nilaza ny dikany tamin’ny mpanjaka.+

  • Daniela 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nentina teto anatrehako ny olon-kendry sy ny mpila hevitra amin’ny maty, mba hamaky an’io soratra io sy hilaza amiko ny dikany. Tsy mahavita milaza ny dikan’ilay soratra anefa izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara