Hosea 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Namitaka*+ sy nanao ny tsy marina ny olona tao Gileada. Namono omby hatao sorona izy ireo tao Gilgala,+Ary hoatran’ny vato mifanaingina eny an-tanimboly ny alitarany.+
11 Namitaka*+ sy nanao ny tsy marina ny olona tao Gileada. Namono omby hatao sorona izy ireo tao Gilgala,+Ary hoatran’ny vato mifanaingina eny an-tanimboly ny alitarany.+