Amosa 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mianiana amin’ny andriamani-dison’i Samaria+ izy ireo, sady miteny hoe:“Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ Sy hoe: “Raha mbola misy koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Hianjera izy ireo ka tsy ho tafarina intsony.’”+ Mika 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hitranga izany rehetra izany satria mikomy i Jakoba,Ary manota ny taranak’Israely.+ Iza no nahatonga an’i Jakoba hikomy? Tsy i Samaria ve?+ Ary iza no nanao an’ireny toerana avo any Joda ireny?+ Tsy i Jerosalema ve?
14 Mianiana amin’ny andriamani-dison’i Samaria+ izy ireo, sady miteny hoe:“Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ Sy hoe: “Raha mbola misy koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Hianjera izy ireo ka tsy ho tafarina intsony.’”+
5 Hitranga izany rehetra izany satria mikomy i Jakoba,Ary manota ny taranak’Israely.+ Iza no nahatonga an’i Jakoba hikomy? Tsy i Samaria ve?+ Ary iza no nanao an’ireny toerana avo any Joda ireny?+ Tsy i Jerosalema ve?