Mika 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Kinga be ny tanany raha hanao ratsy.+Mitaky zavatra ny andriana,Mangataka valisoa ny mpitsara,+Ary milaza izay tiany ho azo ny olona ambony,+Dia miray tetika* izy ireo.
3 Kinga be ny tanany raha hanao ratsy.+Mitaky zavatra ny andriana,Mangataka valisoa ny mpitsara,+Ary milaza izay tiany ho azo ny olona ambony,+Dia miray tetika* izy ireo.