-
Jeremia 3:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia ho tezitra mandrakizay ve ianao,
Na hitana lolompo?’
Izany no lazainao,
Nefa mbola ataonao ihany ny zava-dratsy rehetra mety ho vitanao.”+
-
-
Ezekiela 22:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Jereo fa samy manampatra fahefana mba handatsahan-dra+ ny mpiadidy ny Israely.
-