Deoteronomia 32:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha mba hendry mantsy izy ireo,+ dia ho nisaintsaina momba an’izany,+ Ka ho nieritreritra an’izay hiafarany!+ Isaia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mahalala tsara ny tompony ny omby,Ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy.Ny Israely kosa tsy mahalala ahy,*+Ary ny vahoakako tsy mba misaina.” Amosa 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nianiana tamin’ny tenany i Jehovah, ilay Reharehan’i Jakoba,+ hoe:‘Tsy hohadinoiko mihitsy izay rehetra nataon’izy ireo.+
29 Raha mba hendry mantsy izy ireo,+ dia ho nisaintsaina momba an’izany,+ Ka ho nieritreritra an’izay hiafarany!+
3 Mahalala tsara ny tompony ny omby,Ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy.Ny Israely kosa tsy mahalala ahy,*+Ary ny vahoakako tsy mba misaina.”
7 Nianiana tamin’ny tenany i Jehovah, ilay Reharehan’i Jakoba,+ hoe:‘Tsy hohadinoiko mihitsy izay rehetra nataon’izy ireo.+