Deoteronomia 33:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy misy hoatran’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mamakivaky ny lanitra mba hanampy anao,Sady mitaingina rahona amin’ny voninahiny lehibe.+ Salamo 68:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ekeo fa mahery Andriamanitra.+ Ambony dia ambony izy eo amin’ny Israely,Ary asehony avy any an-danitra* ny heriny.
26 Tsy misy hoatran’ilay Andriamanitr’i+ Jesorona,+Izay mamakivaky ny lanitra mba hanampy anao,Sady mitaingina rahona amin’ny voninahiny lehibe.+
34 Ekeo fa mahery Andriamanitra.+ Ambony dia ambony izy eo amin’ny Israely,Ary asehony avy any an-danitra* ny heriny.