34 “Fa hiaro an’ity tanàna ity aho,+ ka hamonjy azy noho ny anarako,+
Sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+
35 Ny alin’iny dia tonga ilay anjelin’i Jehovah ka nandripaka lehilahy 185 000 tao amin’ny tobin’ny Asyrianina.+ Rehefa nifoha maraina àry ny olona, dia hitany ny fatin’izy rehetra.+