FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Na dia mbola nanana ny mpanjakany aza izy ireo, ary nankafy zavatra tsara be dia be avy taminao, sady napetrakao tao amin’ny tany midadasika sy lonaka, dia mbola tsy nanompo anao ihany,+ sady tsy niala tamin’ny fanao ratsiny.

  • Isaia 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy niverina tamin’Ilay namely azy mantsy ny vahoaka,

      Sady tsy nitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika.+

  • Amosa 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 ‘Nandefasako mosary ny* tanàna rehetra nipetrahanareo,

      Ary nataoko tsy nisy sakafo tany amin’ny trano rehetra nisy anareo.+

      Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.

  • Zakaria 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “‘Aza manahaka ny razambenareo. Nilaza taminy mantsy ny mpaminany fahiny hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mba aza atao intsony ireny* zava-dratsy fanaonareo ireny.’”’+

      “‘Tsy nihaino anefa izy ireo, ary tsy niraharaha ny teniko’,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara