FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy aho: “Andriamanitro ô! Menatra sy sadaikatra aho ny hiandrandra any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa lasa be dia be ny fahadisoanay ka mihoatra ny lohanay, ary efa manakatra ny lanitra ny helokay.+ 7 Tena lehibe ny helokay, hatramin’ny andron’ny razambenay ka hatramin’izao.+ Ary noho ny fahadisoanay, dia navela ho resin’ny mpanjakan’ny tany hafa izahay sy ny mpanjakanay ary ny mpisoronay. Dia novonoina tamin’ny sabatra+ izahay, nentina ho babo,+ norobaina,+ ary nalam-baraka, hoatran’izao androany izao.+

  • Isaia 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Misasà ka diovy ny tenanareo.+

      Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,

      Ary aza manao ratsy intsony.+

  • Isaia 55:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hosea 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, ry Israely ô!+

      Lavo mantsy ianao noho ny fahadisoana nataonao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara