FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hosimbako ny voalobony sy ny aviaviny, izay nolazainy hoe:

      “Ireo ange ny karama nomen’ireny lehilahy niarahako ireny e!”

      Dia hataoko ho lasa ala ireo,

      Ka ho lanin’ny bibidia.

  • Mika 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hopotipotehina ny sary sokitra rehetra ivavahany,+

      Hodorana ny fanomezana rehetra azony, dia ny karamany,*+

      Ary hopotehiko ny sampiny rehetra.

      Fa karama azony tamin’izy nivaro-tena ireny,

      Ary mbola ho lasa karaman’ny mpivaro-tena hafa indray.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara