Hosea 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nijangajanga*+ mantsy ny reniny, Ary nanao zavatra mahamenatra+ ilay niteraka azy ireo. Fa hoy izy:‘Hanaraka an’ireny lehilahy niarahako ireny+ aho,Dia ireo manome ahy mofo sy rano,Lamba volonondry sy lamba rongony, ary menaka sy zava-pisotro.’ Hosea 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Aza mifaly, ry Israely ô!+Aza mifalifaly hoatran’ireo firenena! Fa nijangajanga* ianao ka niala tamin’ny Andriamanitrao.+ Mivaro-tena eny amin’ny famoloana rehetra eny ianao, ary tianao ny karama azonao amin’izany.+
5 Nijangajanga*+ mantsy ny reniny, Ary nanao zavatra mahamenatra+ ilay niteraka azy ireo. Fa hoy izy:‘Hanaraka an’ireny lehilahy niarahako ireny+ aho,Dia ireo manome ahy mofo sy rano,Lamba volonondry sy lamba rongony, ary menaka sy zava-pisotro.’
9 “Aza mifaly, ry Israely ô!+Aza mifalifaly hoatran’ireo firenena! Fa nijangajanga* ianao ka niala tamin’ny Andriamanitrao.+ Mivaro-tena eny amin’ny famoloana rehetra eny ianao, ary tianao ny karama azonao amin’izany.+