FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 23:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nivaro-tena foana i Ohola, ka niarahany daholo izay lehilahy tsara tarehy indrindra tany Asyria. Nandoto tena+ tamin’ny sampy maharikoriko* izy, dia tamin’ny sampy notompoin’ireo tiany hanaovana firaisana. 8 Nivaro-tena foana izy, hoatran’ny efa fanaony tany Ejipta. Nanao firaisana taminy mantsy ireny tamin’izy mbola tanora. Nanafosafo ny tratrany koa ireny tamin’izy mbola virjiny, sady nanaram-po nanao firaisana* taminy.+

  • Hosea 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Niakatra tany Asyria izy,+ hoatran’ny ampondradia mandeha any amin’izay tiany fotsiny.

      Nanakarama mpivaro-tena i Efraima, dia ireny no niarahany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara